2 Dia nesorin’ny mpanjaka ny peratra fanombohan-kaseny+ izay efa nalainy teny amin’i Hamana, ka nomeny an’i Mordekay. Ary notendren’i Estera hiandraikitra ny tao an-tranon’i Hamana i Mordekay.+
29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+