Genesisy 49:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Robena! Ianao no lahimatoako+ sy tanjako, ary ianao no voalohan-terako.+ Lehibe kokoa ny voninahitrao sy ny herinao. Deoteronomia 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+
3 “Robena! Ianao no lahimatoako+ sy tanjako, ary ianao no voalohan-terako.+ Lehibe kokoa ny voninahitrao sy ny herinao.
17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+