Genesisy 45:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary honina ao Gosena+ ianao, ka ho eo akaikiko foana ianao sy ny zanaka aman-jafinao sy ny ondrinao sy ny ombinao ary izay rehetra anao. Genesisy 47:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Ary tonga nilaza tamin’i Farao i Josefa hoe:+ “Tonga avy any Kanana ny raiko sy ny rahalahiko, mbamin’ny ondriny sy ny ombiny ary izay rehetra ananany, ka ao Gosena+ ry zareo izao.”
10 Ary honina ao Gosena+ ianao, ka ho eo akaikiko foana ianao sy ny zanaka aman-jafinao sy ny ondrinao sy ny ombinao ary izay rehetra anao.
47 Ary tonga nilaza tamin’i Farao i Josefa hoe:+ “Tonga avy any Kanana ny raiko sy ny rahalahiko, mbamin’ny ondriny sy ny ombiny ary izay rehetra ananany, ka ao Gosena+ ry zareo izao.”