1 Samoela 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary i Davida dia zanak’ilay Efratita+ atao hoe Jese, avy any Betleheman’i Joda. Nanan-janaka valo mirahalahy i Jese,+ izay efa antitra tamin’ny andron’i Saoly. Matio 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Ary ianao, ry Betlehema+ ao amin’ny tanin’i Joda, tsy ianao velively no tanàna kely indrindra eo imason’ireo governoran’i Joda, satria avy aminao no hivoahan’ny mpitondra+ iray hiandry+ ny Israely oloko.’”
12 Ary i Davida dia zanak’ilay Efratita+ atao hoe Jese, avy any Betleheman’i Joda. Nanan-janaka valo mirahalahy i Jese,+ izay efa antitra tamin’ny andron’i Saoly.
6 ‘Ary ianao, ry Betlehema+ ao amin’ny tanin’i Joda, tsy ianao velively no tanàna kely indrindra eo imason’ireo governoran’i Joda, satria avy aminao no hivoahan’ny mpitondra+ iray hiandry+ ny Israely oloko.’”