Genesisy 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.” Isaia 44:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny anankiray hilaza hoe: “An’i Jehovah aho.”+ Ny anankiray indray hanao ny anarany hoe Jakoba,+ ary ny anankiray kosa hanoratra eo amin’ny tanany hoe: “An’i Jehovah.” Hisy hafa koa haka ny anaram-boninahitra hoe Israely.’+
28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.”
5 Ny anankiray hilaza hoe: “An’i Jehovah aho.”+ Ny anankiray indray hanao ny anarany hoe Jakoba,+ ary ny anankiray kosa hanoratra eo amin’ny tanany hoe: “An’i Jehovah.” Hisy hafa koa haka ny anaram-boninahitra hoe Israely.’+