Eksodosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nihamaro ny zanak’Israely ka lasa be dia be. Nihanitombo isa sy nihanahery tsy nisy toy izany izy ireo ka henika azy ilay tany.+ Nomery 26:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ireo no fianakavian’i Manase, ary fitonjato sy roa arivo sy dimy alina no voasoratra anarana.+ Nomery 26:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ireo no fianakavian’ny taranak’i Efraima,+ araka izay voasoratra anarana, dia dimanjato sy roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak’i Josefa, araka ny fianakaviany avy.+
7 Ary nihamaro ny zanak’Israely ka lasa be dia be. Nihanitombo isa sy nihanahery tsy nisy toy izany izy ireo ka henika azy ilay tany.+
37 Ireo no fianakavian’ny taranak’i Efraima,+ araka izay voasoratra anarana, dia dimanjato sy roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak’i Josefa, araka ny fianakaviany avy.+