Genesisy 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hotsaraiko anefa ilay firenena hotompoin’izy ireo.+ Ary hivoaka hitondra zava-tsoa maro izy ireo aorian’izany.+ Genesisy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia homba anao foana aho ka hitahy anao, satria ianao sy ny taranakao no homeko izao tany rehetra izao.+ Ary hotanterahiko ny fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao+ hoe: Deoteronomia 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary i Jehovah no mandeha eo alohanao. Homba anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+
14 Hotsaraiko anefa ilay firenena hotompoin’izy ireo.+ Ary hivoaka hitondra zava-tsoa maro izy ireo aorian’izany.+
3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia homba anao foana aho ka hitahy anao, satria ianao sy ny taranakao no homeko izao tany rehetra izao.+ Ary hotanterahiko ny fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao+ hoe:
8 Ary i Jehovah no mandeha eo alohanao. Homba anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+