Deoteronomia 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Sy zava-tsoan’ny tany mbamin’izay rehetra eo aminy,+Ary ny fankasitrahan’Ilay monina ao amin’ny voaroy.+ Ho eo an-dohan’i Josefa anie ireo,+Eny, ho eo an-tampon-dohan’ilay nosinganina tamin’ny rahalahiny!+ Asan’ny Apostoly 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nialona+ an’i Josefa ireo loham-pianakaviantsika ka nivarotra azy ho any Ejipta.+ Nomba azy anefa Andriamanitra,+
16 Sy zava-tsoan’ny tany mbamin’izay rehetra eo aminy,+Ary ny fankasitrahan’Ilay monina ao amin’ny voaroy.+ Ho eo an-dohan’i Josefa anie ireo,+Eny, ho eo an-tampon-dohan’ilay nosinganina tamin’ny rahalahiny!+
9 Ary nialona+ an’i Josefa ireo loham-pianakaviantsika ka nivarotra azy ho any Ejipta.+ Nomba azy anefa Andriamanitra,+