23 Koa nofoanany tsy ho etỳ ambonin’ny tany ny zava-drehetra, hatramin’ny olona ka hatramin’ny biby, sy ny biby mandady ary ny biby manidina teny amin’ny lanitra. Eny, ringana tsy ho eo amin’ny tany ireny.+ Ary i Noa ihany, mbamin’izay niaraka taminy tao amin’ny sambofiara, no sisa velona.+