Genesisy 28:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ho tranon’Andriamanitra ity vato naoriko ho tsangambato ity.+ Ary tsy maintsy homeko anao ny ampahafolon’izay rehetra homenao ahy.”+ Hebreo 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa diniho àry ny fahalehibeazan’izany lehilahy izany: Nanome azy ny ampahafolon’ny zavatra tsara indrindra nobaboiny i Abrahama,+ loham-pianakaviana.
22 Ary ho tranon’Andriamanitra ity vato naoriko ho tsangambato ity.+ Ary tsy maintsy homeko anao ny ampahafolon’izay rehetra homenao ahy.”+
4 Koa diniho àry ny fahalehibeazan’izany lehilahy izany: Nanome azy ny ampahafolon’ny zavatra tsara indrindra nobaboiny i Abrahama,+ loham-pianakaviana.