Genesisy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa bevohoka i Saraha+ ka nitera-dahy tamin’i Abrahama, izay efa antitra tamin’izay. Tamin’ilay fotoana voatondro nolazain’Andriamanitra tamin’i Abrahama no nitrangan’izany.+ Matio 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ary aza mihambo anakampo hoe: ‘Manana an’i Abrahama ho rainay izahay.’+ Lazaiko aminareo fa hain’Andriamanitra ny manova ireto vato ireto ho lasa zanak’i Abrahama.+ Romanina 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa toy izao ilay teny fampanantenana: “Ho avy aho amin’ny herintaona toy izao, ary hanan-janakalahy i Saraha.”+
2 Koa bevohoka i Saraha+ ka nitera-dahy tamin’i Abrahama, izay efa antitra tamin’izay. Tamin’ilay fotoana voatondro nolazain’Andriamanitra tamin’i Abrahama no nitrangan’izany.+
9 ary aza mihambo anakampo hoe: ‘Manana an’i Abrahama ho rainay izahay.’+ Lazaiko aminareo fa hain’Andriamanitra ny manova ireto vato ireto ho lasa zanak’i Abrahama.+
9 Fa toy izao ilay teny fampanantenana: “Ho avy aho amin’ny herintaona toy izao, ary hanan-janakalahy i Saraha.”+