Ohabolana 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Matoky azy ny fon’ny lahy,* ary be ny tombony azo.+ 1 Korintianina 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ankoatra izany, dia tsy noforonina ho an’ny vehivavy ny lehilahy, fa ny vehivavy no noforonina ho an’ny lehilahy.+ 1 Timoty 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Adama mantsy no natao voalohany, vao i Eva.+
9 Ankoatra izany, dia tsy noforonina ho an’ny vehivavy ny lehilahy, fa ny vehivavy no noforonina ho an’ny lehilahy.+