7 Ary niseho tamin’i Abrama i Jehovah, ka niteny hoe: “Ny taranakao+ no homeko ity tany ity.”+ Avy eo i Abrama dia nanorina alitara teo ho an’i Jehovah, izay niseho taminy.
25 Ary raha manorina alitara vato ho ahy ianao, dia aza atao amin’ny vato voapaika izany, fa hanazimbazimba azy ianao raha mampiasa fandraka hanaovana azy.+