Isaia 30:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary raha mivily miankavanana ianao na mivily miankavia,+ dia ho ren’ny sofinao ny teny avy ao aorianao hoe: “Ity no lalana+ ka andehano.” Isaia 48:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izao no nolazain’i Jehovah Mpanavotra+ anao, Ilay Masin’ny Israely:+ “Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Ilay mampianatra anao mba hahitanao soa,+ Ilay mampandeha anao amin’ny lalana tokony halehanao.+
21 Ary raha mivily miankavanana ianao na mivily miankavia,+ dia ho ren’ny sofinao ny teny avy ao aorianao hoe: “Ity no lalana+ ka andehano.”
17 Izao no nolazain’i Jehovah Mpanavotra+ anao, Ilay Masin’ny Israely:+ “Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Ilay mampianatra anao mba hahitanao soa,+ Ilay mampandeha anao amin’ny lalana tokony halehanao.+