-
Levitikosy 10:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary hoentin’izy ireo ny fe izay anjara masina, sy ny tratra atao fanatitra ahetsiketsika,+ ary ny tavin’ny fanatitra atao anaty afo, mba hanetsiketsehany ny fanatitra ahetsiketsika, eo anatrehan’i Jehovah. Ary ho anjaranao+ sy ny zanakao mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, araka izay nandidian’i Jehovah.”
-