22 “Ary alaivo ny tavin’ilay ondry sy ny rambony matavy,+ ary ny taviny manarona ny tsinainy, sy ny taviny eo amin’ny atiny, sy ny voa roa mbamin’ny taviny eo amboniny, ary ny feny ankavanana.+ Atao sorona mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany mantsy io ondrilahy io.+
37 Izany no lalàna momba ny fanatitra dorana,+ ny fanatitra varimbazaha,+ ny fanatitra noho ny ota,+ ny fanatitra noho ny heloka,+ ny sorona atao mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany,+ ary ny sorona iombonana.+