Eksodosy 30:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia hamasino ireo mba ho masina indrindra.+ Tokony ho olona masina no hikasika an’ireo.+ Matio 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ry jamba! Fa inona no lehibe kokoa: ny fanomezana sa ny alitara+ izay mahamasina ilay fanomezana?