Genesisy 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary tamin’ny andro fahafito, dia efa vitan’Andriamanitra ny asa nataony, ka nanomboka nitsahatra tamin’ny asa rehetra nataony izy tamin’ny andro fahafito.+ Isaia 40:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tsy fantatrao angaha sa tsy renao?+ Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+ ilay Mpamorona ny faran’ny tany. Tsy mba reraka na sasatra izy.+ Tsy takatry ny saina ny fahalalany.+ Hebreo 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nilaza ny andro fahafito izy ao amin’ny andinin-teny anankiray, manao hoe: “Ary nitsahatra tamin’ny asany rehetra Andriamanitra tamin’ny andro fahafito”,+
2 Ary tamin’ny andro fahafito, dia efa vitan’Andriamanitra ny asa nataony, ka nanomboka nitsahatra tamin’ny asa rehetra nataony izy tamin’ny andro fahafito.+
28 Tsy fantatrao angaha sa tsy renao?+ Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+ ilay Mpamorona ny faran’ny tany. Tsy mba reraka na sasatra izy.+ Tsy takatry ny saina ny fahalalany.+
4 Ary nilaza ny andro fahafito izy ao amin’ny andinin-teny anankiray, manao hoe: “Ary nitsahatra tamin’ny asany rehetra Andriamanitra tamin’ny andro fahafito”,+