Eksodosy 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nampiasa hery miafina anefa ireo mpisorona tao Ejipta, izay nampiasa herin’ny maizina, ka mba nanao toy izany koa.+ Dia mbola nikiribiby tamin’ny heviny ihany i Farao,+ ka tsy nihaino azy mirahalahy, araka izay efa nolazain’i Jehovah.+ Eksodosy 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ny loza, dia nanamafy ny fony+ izy ka tsy nihaino azy roa lahy, araka izay efa nolazain’i Jehovah.+
22 Nampiasa hery miafina anefa ireo mpisorona tao Ejipta, izay nampiasa herin’ny maizina, ka mba nanao toy izany koa.+ Dia mbola nikiribiby tamin’ny heviny ihany i Farao,+ ka tsy nihaino azy mirahalahy, araka izay efa nolazain’i Jehovah.+
15 Koa rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ny loza, dia nanamafy ny fony+ izy ka tsy nihaino azy roa lahy, araka izay efa nolazain’i Jehovah.+