Genesisy 50:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nampianiana ny zanak’Israely i Josefa, ka niteny hoe: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra. Koa ento miakatra hiala atỳ ny taolambaloko.”+ Eksodosy 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nentin’i Mosesy niaraka taminy ny taolambalon’i Josefa, satria i Josefa efa nampianiana mafy ny zanak’Israely hoe: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra,+ ka ento miakatra miaraka aminareo hiala atỳ ny taolambaloko.”+
25 Dia nampianiana ny zanak’Israely i Josefa, ka niteny hoe: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra. Koa ento miakatra hiala atỳ ny taolambaloko.”+
19 Ary nentin’i Mosesy niaraka taminy ny taolambalon’i Josefa, satria i Josefa efa nampianiana mafy ny zanak’Israely hoe: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra,+ ka ento miakatra miaraka aminareo hiala atỳ ny taolambaloko.”+