Eksodosy 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Arona ravehivavy, ka niteraka an’i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.+ Nomery 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izany no fanompoan’ireo fianakavian’ny taranaky ny Gersonita+ ao amin’ny tranolay fihaonana, ary eo ambany fitantanan’i Itamara+ zanak’i Arona mpisorona ny fanompoana tsy maintsy ataon’izy ireo. 1 Tantara 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny zanak’i Amrama+ dia i Arona+ sy Mosesy+ ary koa Miriama.+ Ary ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba+ sy Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+
23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Arona ravehivavy, ka niteraka an’i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.+
28 Izany no fanompoan’ireo fianakavian’ny taranaky ny Gersonita+ ao amin’ny tranolay fihaonana, ary eo ambany fitantanan’i Itamara+ zanak’i Arona mpisorona ny fanompoana tsy maintsy ataon’izy ireo.
3 Ary ny zanak’i Amrama+ dia i Arona+ sy Mosesy+ ary koa Miriama.+ Ary ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba+ sy Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+