Genesisy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Rehefa feno sivy amby sivifolo taona i Abrama, dia niseho taminy i Jehovah, ka niteny taminy hoe:+ “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Mandehana eo anatrehako, ka aoka ianao tsy hanan-tsiny.+ Genesisy 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy koa Andriamanitra taminy: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Manàna taranaka ka mihabetsaha. Hisy firenena maro sy vondrom-pirenena hipoitra avy aminao, ary hisy mpanjaka maro haterakao.*+
17 Rehefa feno sivy amby sivifolo taona i Abrama, dia niseho taminy i Jehovah, ka niteny taminy hoe:+ “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Mandehana eo anatrehako, ka aoka ianao tsy hanan-tsiny.+
11 Ary hoy koa Andriamanitra taminy: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Manàna taranaka ka mihabetsaha. Hisy firenena maro sy vondrom-pirenena hipoitra avy aminao, ary hisy mpanjaka maro haterakao.*+