Deoteronomia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+ 2 Samoela 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary efa nampitoerinao ho olonao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny Israely olonao.+ Ary ianao, Jehovah ô, no lasa Andriamaniny.”+ Salamo 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra ny firenena manana an’i Jehovah ho Andriamaniny,+Sy ny vahoaka nofidiny ho lovany.+
6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+
24 Ary efa nampitoerinao ho olonao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny Israely olonao.+ Ary ianao, Jehovah ô, no lasa Andriamaniny.”+