Eksodosy 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa avia ianao hirahiko ho any amin’i Farao, ary hoentinao hiala any Ejipta ny zanak’Israely oloko.”+ Eksodosy 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary taorian’izay, dia nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona ka niteny taminy hoe:+ “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Alefaso ny oloko, mba hankalaza fety ho ahy any an-tany efitra.’”+
10 Koa avia ianao hirahiko ho any amin’i Farao, ary hoentinao hiala any Ejipta ny zanak’Israely oloko.”+
5 Ary taorian’izay, dia nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona ka niteny taminy hoe:+ “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Alefaso ny oloko, mba hankalaza fety ho ahy any an-tany efitra.’”+