Eksodosy 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Tena miala tsiny aminao aho Jehovah ô, fa tsy mahay mandaha-teny aho, efa hatramin’izay ka hatramin’izao iresahanao amin’ny mpanomponao izao, fa votsa vava aho sady miraiki-dela.”+ Jeremia 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa hoy aho: “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tsy mahay mandaha-teny+ aho fa mbola zaza+ ihany.” Asan’ny Apostoly 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 ka nampianarina ny fahendrena+ rehetra nananan’ny Ejipsianina. Ary nahery tamin’ny teniny+ sy ny nataony izy.
10 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Tena miala tsiny aminao aho Jehovah ô, fa tsy mahay mandaha-teny aho, efa hatramin’izay ka hatramin’izao iresahanao amin’ny mpanomponao izao, fa votsa vava aho sady miraiki-dela.”+
6 Fa hoy aho: “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tsy mahay mandaha-teny+ aho fa mbola zaza+ ihany.”
22 ka nampianarina ny fahendrena+ rehetra nananan’ny Ejipsianina. Ary nahery tamin’ny teniny+ sy ny nataony izy.