Eksodosy 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandehana miala eto ianao sy ny vahoaka nentinao niakatra avy tany Ejipta,+ ka mankanesa any amin’ilay tany izay nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: ‘Ny taranakao no homeko azy io.’+ Salamo 77:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Notarihinao toy ny andian’ondry ny olonao,+Tamin’ny tanan’i Mosesy sy Arona.+ Mika 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nitondra anao niakatra avy tany Ejipta aho,+ ary avy tao amin’ny trano fanandevozana no nanavotako anao.+ Ary naniraka an’i Mosesy sy Arona ary Miriama aho mba handeha teo alohanao.+
33 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandehana miala eto ianao sy ny vahoaka nentinao niakatra avy tany Ejipta,+ ka mankanesa any amin’ilay tany izay nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: ‘Ny taranakao no homeko azy io.’+
4 Nitondra anao niakatra avy tany Ejipta aho,+ ary avy tao amin’ny trano fanandevozana no nanavotako anao.+ Ary naniraka an’i Mosesy sy Arona ary Miriama aho mba handeha teo alohanao.+