-
1 Mpanjaka 13:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ilay lehilahin’Andriamanitra: “Mba iangavio re i Jehovah Andriamanitrao, azafady, ka mivavaha ho ahy mba hiverina amin’ny laoniny ny tanako e!”+ Dia niangavy+ an’i Jehovah ilay lehilahin’Andriamanitra, ka niverina tamin’ny laoniny ny tanan’ny mpanjaka ary lasa toy ny taloha.+
-