10 Mbola nitoby tao Gilgala ny zanak’Israely, ka nitandrina ny Paska tamin’ny takarivan’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana,+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko.
6 Dia vonoy ny biby atao sorona amin’ny Paska,+ ary hamasino+ ny tenanareo ka manaova fiomanana hanompoana ny rahalahinareo, mba hanarahanareo ny tenin’i Jehovah nomeny tamin’ny alalan’i Mosesy.”+
20 Ary niara-nidio+ ny mpisorona sy ny Levita, ka nadio avokoa. Koa novonoin’izy ireo ny biby atao sorona+ amin’ny Paska, ho an’ireo rehetra avy any an-tsesitany sy ho an’ireo mpisorona rahalahiny ary ho an’ny tenany.