8 dia naniraka lehilahy iray mpaminany+ i Jehovah, ho any amin’izy ireo, mba hilaza hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta,+ ka namoaka anareo avy tany amin’ny trano fanandevozana.+