Eksodosy 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tamin’ny farany, dia nandia tany maina namakivaky teo afovoan’ny ranomasina ny zanak’Israely,+ ary toy ny manda teo ankavanany sy teo ankaviany ny rano.+ Eksodosy 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fofonain’ny vavoronao+ no nampivangongo ny rano.Dia tsy nihetsika ny rano, ka tonga toy ny tohodrano lehibe.Nivaingana teo afovoan’ny ranomasina ny rano manonja.
22 Tamin’ny farany, dia nandia tany maina namakivaky teo afovoan’ny ranomasina ny zanak’Israely,+ ary toy ny manda teo ankavanany sy teo ankaviany ny rano.+
8 Fofonain’ny vavoronao+ no nampivangongo ny rano.Dia tsy nihetsika ny rano, ka tonga toy ny tohodrano lehibe.Nivaingana teo afovoan’ny ranomasina ny rano manonja.