Apokalypsy 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niantsoantso mafy tsy an-kijanona izy ireo, nanao hoe: “Ny famonjena dia azontsika avy amin’Andriamanitsika,+ izay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ sy avy amin’ny Zanak’ondry.”+
10 Niantsoantso mafy tsy an-kijanona izy ireo, nanao hoe: “Ny famonjena dia azontsika avy amin’Andriamanitsika,+ izay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ sy avy amin’ny Zanak’ondry.”+