Salamo 83:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+ Salamo 148:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka samy hidera ny anaran’i Jehovah ireo,+Fa ny anarany ihany no avo indrindra.+Ambonin’ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.+
18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+
13 Aoka samy hidera ny anaran’i Jehovah ireo,+Fa ny anarany ihany no avo indrindra.+Ambonin’ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.+