Genesisy 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nitazana an’i Sodoma sy Gomora ary ilay faritra manontolo izy, ka nahita setroka be niakatra avy teo amin’ilay tany, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+ Salamo 144:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Jehovah ô! Atongilano ny lanitrao mba hidinanao,+Ary kasiho ny tendrombohitra mba hidona-tsetroka.+
28 Dia nitazana an’i Sodoma sy Gomora ary ilay faritra manontolo izy, ka nahita setroka be niakatra avy teo amin’ilay tany, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+
5 Jehovah ô! Atongilano ny lanitrao mba hidinanao,+Ary kasiho ny tendrombohitra mba hidona-tsetroka.+