Efesianina 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa tsy misy olona mankahala ny nofony, fa mamelona azy io kosa sy maneho fitiavana azy,+ tahaka ny ataon’i Kristy amin’ny fiangonana, 1 Timoty 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary raha misy tsy manome izay ilain’ny olona tokony ho adidiny,+ indrindra fa ny ankohonany,+ dia efa nanda+ ny finoana+ izy ka ratsy noho ny tsy mino.
29 Fa tsy misy olona mankahala ny nofony, fa mamelona azy io kosa sy maneho fitiavana azy,+ tahaka ny ataon’i Kristy amin’ny fiangonana,
8 Ary raha misy tsy manome izay ilain’ny olona tokony ho adidiny,+ indrindra fa ny ankohonany,+ dia efa nanda+ ny finoana+ izy ka ratsy noho ny tsy mino.