Jeremia 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Menatra toy ny mpangalatra tratra+ ny taranak’Israely sy ny mpanjakany, sy ny andrianany sy ny mpisorony ary ny mpaminaniny.+ Matio 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra. Matio 24:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 “Fantaro anefa izao: Raha fantatry ny tompon-trano hoe amin’ny fotoam-piambenana fahafiry no hahatongavan’ny mpangalatra,+ dia ho niari-tory niambina izy ka tsy ho namela ny tranony hovakina.
26 “Menatra toy ny mpangalatra tratra+ ny taranak’Israely sy ny mpanjakany, sy ny andrianany sy ny mpisorony ary ny mpaminaniny.+
20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra.
43 “Fantaro anefa izao: Raha fantatry ny tompon-trano hoe amin’ny fotoam-piambenana fahafiry no hahatongavan’ny mpangalatra,+ dia ho niari-tory niambina izy ka tsy ho namela ny tranony hovakina.