Deoteronomia 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary tiavo koa ny mpivahiny,+ fa efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+ Asan’ny Apostoly 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nilaza koa Andriamanitra fa ho mpivahiny+ any an-tanin’olona+ ny taranak’i Abrahama, ka handevozin’ireo sy hampahoriny efajato taona.+
6 Nilaza koa Andriamanitra fa ho mpivahiny+ any an-tanin’olona+ ny taranak’i Abrahama, ka handevozin’ireo sy hampahoriny efajato taona.+