15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza momba ny mahantra satria hoe mahantra izy,+ nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony ho ara-drariny no hitsaranao ny namanao.
17 Ny fahendrena+ avy any ambony kosa dia madio+ aloha, ary avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,*+ vonona hankatò, be famindram-po sy be voka-tsoa,+ tsy manavakavaka na miangatra,+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+