38 Dia hatao eo amin’ny handrin’i Arona ilay izy. Ary i Arona no hampamoahina noho izay fahadisoana atao amin’ireo zava-masina+ hohamasinin’ny zanak’Israely, dia ny fanomezany masina rehetra. Ary ho eo amin’ny handrin’i Arona foana ilay izy, mba hahazoan’izy ireo sitraka+ eo anatrehan’i Jehovah.