Daniela 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary na tsy hamonjy anay aza izy, dia aoka ho fantatrao, ry mpanjaka ô, fa tsy hanompo an’ireo andriamanitrao izahay, ary tsy hivavaka+ amin’ilay sarivongana volamena natsanganao.” 1 Korintianina 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa andosiro+ ny fanompoan-tsampy,+ ry malala.
18 Ary na tsy hamonjy anay aza izy, dia aoka ho fantatrao, ry mpanjaka ô, fa tsy hanompo an’ireo andriamanitrao izahay, ary tsy hivavaka+ amin’ilay sarivongana volamena natsanganao.”