Levitikosy 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary aza mitandrina ny lalàn’ireo firenena izay roahiko tsy ho eo anatrehanareo.+ Izany rehetra izany mantsy no nataony, ka halako izy ireo.+ Jeremia 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza atao tsinontsinona izahay noho ny anaranao.+ Aza hamavoina ny seza fiandriananao be voninahitra.+ Mba tsarovy re, ary aza mivadika amin’ny fifanekena nataonao taminay e!+
23 Ary aza mitandrina ny lalàn’ireo firenena izay roahiko tsy ho eo anatrehanareo.+ Izany rehetra izany mantsy no nataony, ka halako izy ireo.+
21 Aza atao tsinontsinona izahay noho ny anaranao.+ Aza hamavoina ny seza fiandriananao be voninahitra.+ Mba tsarovy re, ary aza mivadika amin’ny fifanekena nataonao taminay e!+