Levitikosy 26:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Ary raha mbola tsy mihaino ahy ihany ianareo na eo aza izany, dia vao mainka hanafay anareo impito aho noho ny fahotanareo.+
18 “‘Ary raha mbola tsy mihaino ahy ihany ianareo na eo aza izany, dia vao mainka hanafay anareo impito aho noho ny fahotanareo.+