Levitikosy 26:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Ary raha mbola tsy mihaino ahy ihany ianareo na eo aza izany, dia vao mainka hanafay anareo impito aho noho ny fahotanareo.+ Levitikosy 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Fa raha mikiry manohitra ahy kosa ianareo, ka tsy mety mihaino ahy, dia hikapoka anareo impito indray aho, araka ny fahotanareo.+
18 “‘Ary raha mbola tsy mihaino ahy ihany ianareo na eo aza izany, dia vao mainka hanafay anareo impito aho noho ny fahotanareo.+
21 “‘Fa raha mikiry manohitra ahy kosa ianareo, ka tsy mety mihaino ahy, dia hikapoka anareo impito indray aho, araka ny fahotanareo.+