Levitikosy 26:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “‘Hanonitra ny sabatany ny tany amin’izay, mandritra ny andro rehetra tsy hisian’ny mponina ao, raha mbola any amin’ny tanin’ny fahavalonareo ianareo. Dia hitandrina ny sabata ny tany amin’izay, satria hanonitra ny sabatany ny tany.+ 2 Tantara 36:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izany dia mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia,+ mandra-panonitr’ilay tany ny sabatany.+ Nitandrina sabata ilay tany nandritra ny andro rehetra tsy nisian’ny mponina teo aminy, mandra-pahatapitry ny fitopolo taona.+
34 “‘Hanonitra ny sabatany ny tany amin’izay, mandritra ny andro rehetra tsy hisian’ny mponina ao, raha mbola any amin’ny tanin’ny fahavalonareo ianareo. Dia hitandrina ny sabata ny tany amin’izay, satria hanonitra ny sabatany ny tany.+
21 Izany dia mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia,+ mandra-panonitr’ilay tany ny sabatany.+ Nitandrina sabata ilay tany nandritra ny andro rehetra tsy nisian’ny mponina teo aminy, mandra-pahatapitry ny fitopolo taona.+