Deoteronomia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo.
6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo.