Levitikosy 27:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ireo no didy+ nomen’i Jehovah an’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay+ ho an’ny zanak’Israely. Jaona 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa satria nomena tamin’ny alalan’i Mosesy ny Lalàna,+ dia tonga tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy kosa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy ny fahamarinana.+
17 Koa satria nomena tamin’ny alalan’i Mosesy ny Lalàna,+ dia tonga tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy kosa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy ny fahamarinana.+