Levitikosy 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Aoka tsy ho zavatra misy lalivay+ no hanaovanareo fanatitra varimbazaha ho an’i Jehovah, satria ny lalivay sy ny tantely* dia samy tsy tokony hodorana hidona-tsetroka ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Matio 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary azon’izy ireo izay nolazainy, dia ny hitandremana amin’ny fampianaran’ny+ Fariseo sy ny Sadoseo, fa tsy amin’ny lalivain’ny mofo. 1 Petera 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy nanota izy,+ ary tsy nahitana fitaka teo am-bavany.+
11 “‘Aoka tsy ho zavatra misy lalivay+ no hanaovanareo fanatitra varimbazaha ho an’i Jehovah, satria ny lalivay sy ny tantely* dia samy tsy tokony hodorana hidona-tsetroka ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.
12 Ary azon’izy ireo izay nolazainy, dia ny hitandremana amin’ny fampianaran’ny+ Fariseo sy ny Sadoseo, fa tsy amin’ny lalivain’ny mofo.