Deoteronomia 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Dia niala tany Berota Bene-jakana+ ny zanak’Israely mba ho any Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ Ary i Eleazara zanany no nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+ Hebreo 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Maro ny mpisorona tsy maintsy nifandimby,+ satria tsy navelan’ny fahafatesana+ haharitra ho mpisorona izy ireo.
6 “Dia niala tany Berota Bene-jakana+ ny zanak’Israely mba ho any Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ Ary i Eleazara zanany no nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+
23 Maro ny mpisorona tsy maintsy nifandimby,+ satria tsy navelan’ny fahafatesana+ haharitra ho mpisorona izy ireo.