Levitikosy 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “‘Raha zavatra natao tao anaty lafaoro no fanatitra varimbazaha atolotrao, dia tokony hatao amin’ny lafarinina tsara toto izany: Mofo boribory*+ tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, na mofo fisaka tsy misy lalivay+ sady nohosorana menaka.+ Levitikosy 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha ho sorona fisaorana+ no anolorana azy, dia ireto avy no hampiarahina aminy: Mofo boribory tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, sy mofo fisaka tsy misy lalivay sady nohosorana menaka,+ ary mofo boribory natao tamin’ny lafarinina tsara toto efa vonto menaka sady mbola nafangaro menaka. 1 Korintianina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa aoka isika hankalaza ilay fety,+ tsy amin’ny lalivay efa ela,+ na amin’ny lalivain’ny+ faharatsiana sy ny haratsiam-panahy,+ fa amin’ny mofo tsy misy lalivay, dia ny mofon’ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.+
4 “‘Raha zavatra natao tao anaty lafaoro no fanatitra varimbazaha atolotrao, dia tokony hatao amin’ny lafarinina tsara toto izany: Mofo boribory*+ tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, na mofo fisaka tsy misy lalivay+ sady nohosorana menaka.+
12 Raha ho sorona fisaorana+ no anolorana azy, dia ireto avy no hampiarahina aminy: Mofo boribory tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, sy mofo fisaka tsy misy lalivay sady nohosorana menaka,+ ary mofo boribory natao tamin’ny lafarinina tsara toto efa vonto menaka sady mbola nafangaro menaka.
8 Koa aoka isika hankalaza ilay fety,+ tsy amin’ny lalivay efa ela,+ na amin’ny lalivain’ny+ faharatsiana sy ny haratsiam-panahy,+ fa amin’ny mofo tsy misy lalivay, dia ny mofon’ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.+