21 Ary nosasany tamin’ny rano ny tsinain’ilay ondry sy ny ranjony. Avy eo, dia nodorany teo ambony alitara ilay ondrilahy manontolo mba hidona-tsetroka.+ Fanatitra dorana izany ho hanitra mampitony.+ Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.