9 Ary hatolotr’ilay olona ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah ny tavin’ilay sorona iombonana.+ Fa ny rambony matavy+ kosa hesoriny manontolo, manomboka eo amin’ny taolan-damosin’ilay ondry. Hesoriny koa ny taviny manarona ny tsinainy, eny, ny taviny rehetra eo amin’ny tsinainy,+